Ny Foko ry Mpamonjy ffpm 470 - Mamie Kelin' i Jesosy
- il y a 14 ans
Ny foko, ry Mpamonjy,
Mangetaheta Anao,
Maniry lalandava
Hikambana aminao,
Tsy afaka ao am-poko
Ny faniriana Anao;
Oneno re, ny foko
Ho lapanao !
Concert 12 Juin 2010
Mangetaheta Anao,
Maniry lalandava
Hikambana aminao,
Tsy afaka ao am-poko
Ny faniriana Anao;
Oneno re, ny foko
Ho lapanao !
Concert 12 Juin 2010